|
|
|
|

Entry1  sondrovaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy
Analogs  9  kofona

Anagrams  10  asondrovak, sondrovaka

Updated on 2025/07/29