|
|
|
|

Teny iditra1  Soratra Masina
Singan-teny  2 soratra, 3 masina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tenin' Andriamanitra voasoratra, izany hoe olona ihany no nanoratra azy fa Andriamanitra no nanoro sy nampanoratra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12