|
|
|
|

Entry1  soronina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  sorona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] (afo) Karakaraina amin' ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo
Explanations in English  9  [1.7] to be tended (of a fire)
Explanations in French  10  [1.8] action d'attiser le feu; qu'on attise
Examples  11  [2.470] Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.

Anagrams  12  isoronan, narosony, nasorony, nirosoan, nisorona, norosany, nosinora, sinorona, soronina

Updated on 2025/07/29