|
|
|
|

Teny iditra1  sosoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vary andrahoina malemy misy ranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rice cooked soft with much water, usually served at breakfast [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 riz cuit avec beaucoup d'eau et qui se mange au petit déjeuner [1.8]
6 Sorte de soupe épaisse ou de brouet préparés avec divers légumes cuits à grande eau ou dans du lait. Anciennement, on en distinguait de nombreuses catégories :
7 sosoa berano, sosoam-bomanga, sosoa misitra, sosoa mohaka,
8 sosoa ridritra. De nos jours sosoa désigne surtout le riz cuit à grande eau qu'on mange au repas du matin ; c'est le petit déjeuner malgache ou le soir au diner. [1.196]
Ohatra  9  Amboary io, Rainilaima, hoy izy, fa izaho 'ndeha hantsaka rano hanaovana sosoa ho an-dRazay [2.324]
10  Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
Voambolana  11  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ososa, 15 sosao, sosoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17