|
|
|
|

Teny iditra1  sosoarano
Singan-teny  2 sosoa, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 sosoa be rano [Taifasy] [1.78]
Ohatra  6  Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  8 roa sosona, sosoarano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12