|
|
|
|

Teny iditra1  sotroina
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (rano) Entina ao am-bava na trohina amin' ny vava dia atelina: Sotroy ny fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be drunk, to be imbibed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on boit [1.8]
Ohatra  7  Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 antsorio, 14 atrosino, sotroina, 15 torosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17