Entry | 1 sponjy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [angl. sponge] Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana Anarana ilazana karaza-mofo vita amin' ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano [1.1] |
All compound words | 4 mofo sponjy |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |