|
|
|
|

Entry (1/2)1  tete
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rano pitiny kely mianjera mitsitaitaika ka boribory kely ny endriny (tsy fampiasa amin' izao io teny io, fa ny matoanteny mitete no entina misolo azy): Andraraho fanafody indimy mitete (fa tsy indimy tete) ity rano ity.
Explanations in French  4  [1.13] goutte
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Entry (2/2)21  tête    
Part of speech  22  feminine noun
Explanations in Malagasy  23  [1.9, 1.8] loha

Updated on 2025/09/12