|
|
|
|

Entry (1/3)1  T    t    
Part of speech  2  noun (symbol)
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra.
Explanations in French  5  [1.3] Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache.
Analogs  6  abidy
Tables and plates  7  The Alphabets
Article  8  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
10 

Entry (2/3)11  t~
Part of speech  12  prefix [Full list]
All compound words  13  13 words containing t
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny
Explanations in English  15  [1.2] the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past.
Explanations in French  16  [1.3] préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu
17  [1.5] préfixe exprimant le temps passé

Entry (3/3)18  t~
Part of speech  19  prefix [Full list]
All compound words  20  14 words containing t
Explanations in French  21  [1.5] préfixe exprimant l'origine

Updated on 2025/08/10