|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tadiavina |
| Fototeny | 2 tady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao izay hahitana azy: Notadiavin' ny polisy efa ho roa volana io mpangalatra io
5 Tiana, irina: Lazao inona no tadiavinao, anaka, fa homeko anao 6 Kasaina: Tadiavin-drainy hatao kilasimandry Isambilo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be sought for, to be looked for.
[1.2] 8 to be sought, to be looked for [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on cherche
[1.8] 10 inconnue [1.13] |
| Ohatra |
11 Ny karatra, ny hetra, ny fanatontosana ny raharaham-panjakana, ny filaminana, ny asa, ny fanarahan-dalàna antsakany sy an-davany, ny fanatanterahana izany rehetra izany no tadiaviko
[2.472]
12 Fa angaha tadiavin' i Dera hafenina ato izy ireo! [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 17 Matematika |
| Mpanahaka | 18 karohina, 19 zahana |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|