|
|
|
|

Teny iditra1  tadidina
Fototeny  2 tadidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be remembered, to be recollected. [1.2]
6 to be remembered, to be recalled [1.7]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12