|
|
|
|

Entry1  tadim-poitra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tady, foitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra
5  [1.13] lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny
Explanations in English  6  [1.2] [Foitra, the navel.] The navel string.
Explanations in French  7  [1.13] cordon ombilical
Examples  8  [2.245#] Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra.
Vocabulary  9  Biology

Updated on 2025/07/29