|
|
|
|

Entry1  tafarina
Part of speech  2  participle
Root  3  arina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7  [1.2] set up straight
Explanations in French  8  [1.3] qui s'est mis sur son séant, qui s'est relevé
Examples  9  [2.69] ary intelo tafatsipika izy vao tafarina.
10  [2.324] tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo.
11  [2.5] Tsy antony tokana, hoy Zaka tafarina, fa antony famenony.
Proverbs  12  Proverbs containing the word tafarina

Anagrams  13  afatrany, atrifana, fanaitra, faratany, faritana, fatraina, fatrania, fianatra, fiatrana, fitarana, itarafan, nitarafa, tafarina, tarafina

Updated on 2025/08/02