|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 arina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sisa amin' ny hazo izay nodorana tsy avala hisy lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 charcoal, soot;
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 charbon, suie;
[1.8] |
| Voambolana | 6 Simia |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 9 arina |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 uprightness, levelness
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 aplomb, nivellement
[1.3#62, 1.8] 14 séant, redressement, rétablissement, recouvrement [1.3#62] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 38 arina |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 appellation botanique: Bridelia tulasneana
[2.612] 41 (arina : veut dire "charbon de bois", la technique de séparation des charbons de bois, avec des fours en terre de fortune est très anciennement pratiquée à Madagascar). Nom donné aux arbres dont le bois est considéré comme propre à donner les meilleurs charbons, facile à distiller. Ce sont notamment : 42 -- Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae) 43 -- Schizolaena cauliflora Thouars, 44 -- Schizolaena rosea Thouars et 45 -- Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 46 Haizavamaniry: hazo |
| Tsipelina hafa | 47 harina |
| Tovy hevitra | 48 hazoanafo, ombitavy |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 53 añary, 54 anira, arina, 55 iràna, 56 Naray, 57 raina, 58 riana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|