|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tafiana |
| Fototeny | 2 tafy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
5 Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be clothed, to be dressed. Used of the person.
[1.2] |
| Ohatra |
7 ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana.
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 tafiaña |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 morondrano
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 16 itafana, 17 tafaina, tafiaña, tafiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|