|
|
|
|

Teny iditra1  tahia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 petit canard sauvage [1.54]
Ohatra  5  Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [2.472]
Voambolana  6  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  7 ahaty, 8 atahy, 9 hatay, tahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12