|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tahio
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 farihy [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  tahio
Fototeny  5 tahy
Sokajin-teny  6  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tahina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
7 mety hanan-kevitra maro ny hoe «tahio»: ampio, vonjeo, arovy, tsofy rano [2.313]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  8  Ny tokantranoko Andriamanitra iantrao ka tahio. [2.928#]
9  Tompo, tahio iny renin-jaza iny, sombin'ainy koa; [1.220#mg]

Fivaditsoratra  10 ahitô, 11 atohy, tahio, 12 tahoy, 13 tohay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12