Entry tahiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavatra sarobidy na vola angonina amin' [...]
¶ Fitandremana na fitanana ainin' ny toera [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   Something saved up [Hallanger 1973]
French translation   Ce qu'on économise, thésaurise [Hallanger 1974]
Malagasy definition   Fitsitsiana; ambim-bava
¶ tahiry fivangongoana: tahiry ankibon'ny tany [SLP 1986]
French translation   économie; épargne, stock; mémoire
¶ tahiry fiafarana: stock final. [Vocabulary: Economy: finances, management]
¶ tahiry fiandohana: stock initial. [Vocabulary: Economy: finances, management]
¶ tahiry fitsinjovana ny vodiandro ho merika: caisse de prévoyance
¶ tahiry fivangongoana: gisement, réserve
¶ tahiry hamokatra: épargne investie
¶ tahirim-panafody am-pianakaviana: pharmacie familiale, pharmacie domestique
¶ tahirim-panafody an-tsekoly: pharmacie scolaire [SLP 1986]
Examples   Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [Andriamalala: Ranomasina, page 48]

Updated on 2012/07/12
A form to send us your comments