|
|
|
|

Entry1  tai-dronono mandroatra
Elementary words  2  taitra, 3  ro, 4  nono, 5  mandraotra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7  enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy [1.1]
8  mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika [1.1]

Updated on 2025/10/11