|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tailana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 crooked, irregular, disproportional
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy
[1.3] 6 irrégulier, tordu, disproportionné [1.8] |
| Ohatra |
7 Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana.
[1.317#]
8 raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 atanila, tailana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|