Entry | 1 taimanjinina |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Examples |
4 [2.470] Loarana amin' ny sotrobe voatavo ny taimanjinina ka atao anaty maharitrafo ambody fatana. 5 [2.470] Very fotsiny re ny taimanjinina avy amin' ny fanaovan-tsiramamy, ka aleo hividianantsika lahy sy vavy eny e. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |