|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takalom-patsa vidimpihinanana |
| Singan-teny | 2 takalo, 3 patsa, 4 vidy, 5 fihinanana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|