|
|
|
|

Teny iditra1  takariva mahatsara vahiny
Singan-teny  2 takariva, 3 mahatsara, 4 vahiny
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilay takariva mitarataratra somary menamena iny ka toa mahatonga ny salovan-tavan' ny vahiny hahafinaritra jerena [1.1]
Voambolana  7  Fotoana
Mpanahaka  8  andromahatsaravahiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02