|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 takila |
| Fototeny | 2 ila |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 with one good side
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 takilam-panafarana entana |
| Teny iditra (2/2) | 21 takila |
| Fototeny | 22 ila |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a page in a book
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 page d'un livre; côté
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 27 fanoroan-takila |
| Fivaditsoratra | 28 kalita, takila, 29 talaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|