|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 takolapanenitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Bibikely toy ny masomby maro mitohitohy mainty sy vony ny kibony ary misy filo manindrona ery an-tendrony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 (takola-panenitra) A wasp. See Fanenitra, Fangaraka.
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 6 fanenitra, fangaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|