|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  takotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tampina ary miafina; tsy hita izay ao ambadika: Takotry ny ratsy ny soa vitany [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)5  takotra
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Sarom-bilany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 the lid of a cooking pot. Compare sarona [1.2]
9 In the provinces, a basket used to carry dry fish. [Provincial] [1.2]
10 the lid of a cooking pot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 couvercle d'une marmite, etc. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)24  takotra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 (de takotra : couvercle de marmite ou d'un autre ustensile ; allusion aux très curieuses urnes ou ascidies de cette plante insectivore, qui sont effectivement pourvus d'un couvercle). Nepenthes madagascariensis Poir. (Nepenthaceae).
27 Les enzymes protéolytiques secrétées par les urnes mériteraient une étude scientifique. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17