|
|
|
|

Entry1  talelaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
4  Adjectives :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka
Explanations in French  6  [1.3#656] peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux
Examples  7  [2.643#] Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
Other spellings  8  talesaka

Updated on 2025/08/02