|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tambany
Fototeny  2 ambany
Sokajin-teny  3  ny lasan' ny tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4  Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996#]

Teny iditra (2/2)5  tambany
Fototeny  6 ambany
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte [1.5]
Tovy hevitra  10 tanindrana, tantsiraka

Fivaditsoratra  tambany, 11 tambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12