|
|
|
|

Teny iditra1  tanindrana
Fototeny  2 indrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny ilazana ny mponina rehetra amin' ny sisin-tany manodidina ny havoana marintampona afovoan' ny Nosy (jereo indrana = sisiny, manolotra ny sisiny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a dweller in the coastal regions of Madagascar; cf. Tantsiraka [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ceux qui habitent une province autre que celle où l'on se trouve [1.3]
7 habitant des régions côtières de Madagascar; cf. Tantsiraka [1.8]
8 gens de la côte [1.5]
Ohatra  9  Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na tanindrana na Tampatrana [2.298]
10  Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe tanindrana. [2.48]
11  Ary ny tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara; [2.59]
12  Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo. [2.471]
Mpanahaka  13  tambany, 14  tantsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02