|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tamingana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Taranaka, fara sy dimby.
[1.1] 4 ny atao hoe tamingana dia taranaka no heviny [2.313] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 family, relatives: cf. taranaka
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 parent, parenté
[1.54] 7 descendance, parenté: 8 cf. taranaka [1.8] |
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana |
| Kamban-teny rehetra | 10 lany tamingana |
| Fivaditsoratra | 11 manangita, manangità, tamingana, 12 tanimanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|