|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tanamasoandro |
| Singan-teny | 2 tanana, 3 maso, 4 andro |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the rays of the sun; the spokes of a wheel
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rayon du soleil; rayon d'une roue
[1.8] 8 rayons de soleil [2.415#6626] |
| Ohatra |
9 Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana.
[2.324]
10 Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324] |
| Teny iditra (2/3) | 11 tanamasoandro |
| Singan-teny | 12 tanana, 13 maso, 14 andro |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil
[2.415#6626] |
| Voambolana | 17 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Teny iditra (3/3) | 18 tanamasoandro |
| Singan-teny | 19 tanana, 20 maso, 21 andro |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 karazan-javamaniry manome vony mavo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 tournesol
[1.3#665, 1.13] 25 helienthus [1.13] 26 (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|