|
|
|
|

Teny iditra1  tananivoho
Singan-teny  2 tanana, 3 ivoho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomban-drandram-bolo fanaon' ny vehivavy any anivon-tany andavanandro; toy izao no fanaovana azy: zaraina amin' ny soritra afovoany ny volo ka mizara roa, dia atambatra amin' ny randran-telo ny laniny roa avy, ary dia ireo randrana ireo no atambatra ao ivoho [1.1]
Ohatra  6  Ny tafokazo sy ny tananivoho sisa misy manao ankehitriny [1.437#]
7  Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#]
Voambolana  8  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12