| Entry | 1 tandonaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 lonaka |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony |
| Examples |
5 [2.48] Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny tandonaka mifampizara ao izy. |
| Updated on 2025/07/29 |
|