|
|
|
|

Entry1  tandremana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tandrina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona
Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana
arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy
Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka
Explanations in English  10  [1.7] to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions
Explanations in French  11  [1.8] dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention
Examples  12  [2.472] Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana.
Proverbs  13  Proverbs containing the word tandremana

Anagrams  14  anendratam, manendrata, tandremana

Updated on 2025/08/10