Entry | 1 tandrimo |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 rimo |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. |
Explanations in English |
7 [1.7] a top |
Explanations in French |
8 [1.8] toupie |
Examples |
9 [2.471] Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! |
Vocabulary |
10 Game |
Analogs | 11 sangodina |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word tandrimo |
Anagrams | 13 itondram, mandotry, mitandro, mitondrĂ , mitondra, tandrimo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |