Entry | 1 tandrovina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tandro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Tandremana, tsimbinina, raharahaina (tsy fiteny anefa afa-tsy amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana...: Tandrovy ny voninahitrao fa aza manala-bara-tena amin' ny fahamamoana |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word tandrovina |
Anagrams | 10 androvitan, itandrovan, nandrovita, navanditro, nitandrova, tandrovina, tavin-drano |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |