|
|
|
|

Teny iditra1  tanety lava misy fisainana
Singan-teny  2 tanety, 3 lava, 4 misy, 5 fisainana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza fa tsy tokony hanapatapa-kevitra maimaika, fa hiandry fotoana lavalava mba haka saina tsara [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12