|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 tango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanapahana amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na laingon' ny anana; fanapahana ny tongotra sy ny elatry ny valala [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de couper avec les doigts ou le couteau les feuilles, les herbes qu'on doit faire cuire, d'arracher avec les doigts les pattes et les ailes des sauterelles [1.3] |
| Ohatra |
5 Rahefa tonga ny tango voanjo, mitsahatra iray volana indray ny mpianatra
[2.472]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 18 tango |
| Sokajin-teny | 19 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 coupé [1.3] |
| Teny iditra (3/6) | 21 tango |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Tahon-tsotro andraisana azy; zarana, taho [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 le manche de la cuillère [1.3#671] |
| Voambolana | 25 Fitaovana |
| Kamban-teny rehetra | 26tangontsotrobe |
| Teny iditra (4/6) | 27 tango |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 zanatsipika [Tanala]
[1.78] |
| Teny iditra (5/6) | 30 tango
![]() |
| Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
32 mena mavokely mangatraka [1.66] |
| Teny iditra (6/6) | 33 tango
![]() |
| Sokajin-teny | 34 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 tangô (karazan-dihy vahiny milantolanto) [1.66] |
| Fivaditsoratra | 36 tango, 37 tonga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|