|
|
|
|

Teny iditra1  tangoronana
Fototeny  2 tangorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Hodidinin' olona betsaka: Notangoronan' ny ankizy ilay marary ka saika sempotra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9 tangoronina
Kamban-teny rehetra  10 tangoronan-tendrombohitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09