|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tangoronina |
| Fototeny | 2 tangorona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hodidinin' olona betsaka: Notangoronan' ny ankizy ilay marary ka saika sempotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be encircled
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on réunit, qu'on groupe
[1.3#672] 7 qu'on encercle [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 tangoronana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|