Entry | 1 tanimanga |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 tany, manga |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila |
Explanations in English |
8 [1.7] clay |
Explanations in French |
9 [1.3] Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites 10 [1.8] argile |
Vocabulary |
11 Geology |
Synonyms | 12 taniditra |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tanimanga |
Anagrams | 14 amangitan, anangitam, manangita, manangità, namangita, tamingana, tanimanga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |