|
|
|
|

Entry1  taninina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tanina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto
Examples  9  [2.470] Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana.
10  [2.996] taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo;
Other spellings  11  taninana
Synonyms  12  taninana

Anagrams  13  itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina

Updated on 2025/01/21