| Entry | 1 taninketsa |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 tany, ketsa |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary |
| Explanations in English |
5 [1.7] the seedbed where young rice plants are grown |
| Explanations in French |
6 [1.3] [tanin-ketsa] terrain où l'on sème le riz 7 [1.8] petite rizière où l'on cultive les plants de riz 8 [1.13] pépinière 9 [1.196] [tanin-ketsa] La pépinière |
| Examples |
10 [2.445#] Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. 11 [2.48] dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! 12 [2.356#] Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. |
| Vocabulary |
13 Economy: agriculture |
| Proverbs | 14 Proverbs containing the word taninketsa |
| Anagrams | 15 entantsika, taninketsa, tenantsika |
| Updated on 2025/07/29 |
|