|
|
|
|

Teny iditra 1  tanora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
4 (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 young, immature; light in color; young people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeune; de couleur claire; jeune gens [1.8]
Ohatra  7  Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324]
8  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470#118]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 9 misy io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 anotra, 19 atrano, 20 naotra, 21 noatra, 22 rotana, tanora, 23 tarona, 24 torana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07