Entry | 1 tany kotra |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tany, kotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao 5 [2.117] Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy |
Examples |
6 [2.117] Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. |
Vocabulary |
7 Economy: agriculture |
Anagrams | 8 natakotry, nitakotra, tany kotra, tinakatro, tinakotra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |