|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 taolana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina:
4 taolana dorana no anaovana ny ranomena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 A bone [Malay tulang].
[1.2] 6 A bone. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Os, les os des animaux, les arêtes des poissons.
[1.3] 8 Os [1.5, 1.8] 9 os [1.13] 10 nom des os chez les animaux [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 15 Randzavola: taolana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/4) | 16 taolana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga:
19 Taola-manga. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Le noyau des fruits, les côtes du tabac.
[1.3] 21 Noyau. [1.5] 22 Chez les plantes, ce nom désigne les parties dures, au milieu de tissus plus mous, notamment les noyaux des fruits. 23 Exemple : taolam-paiso : noyau de pêche, de prune ; taola-manga : noyau de mangue. 24 On dit aussi en général : taolam-boankazo : noyaux de fruit. 25 En effet taolana peut être pris aussi dans le sens de : 26 -- fruit à noyau, drupe; 27 -- les côtes dures des feuilles, par opposition au parenchyme; 28 exemple taolam-paraky : côtes des feuilles de tabac (signalé par Malzac); 29 -- la rafle des épis de maïs, après égrenage : taolan-katsaka; 30 -- les rhizomes du chiendent : taolan-kindresy (surtout dans le Betsileo); 31 -- enfin, les tiges dures de certaines plantes. [1.196] |
| Voambolana | 32 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 33 tokan-taolana |
| Teny iditra (3/4) | 34 taolana |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36 noyau ou ker
[1.13] |
| Voambolana | 37 Matematika: alijebra |
| Teny iditra (4/4) | 38 taolana |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 Noms donnés à diverses plantes ou parties de plantes.
41 Nous les avons cités en général à leur place alphabétique, depuis taolafoty jusqu'à taolanosy. 42 Employé seul, le mot taolana désigne généralement les carissa (Apocynaceae) à fruits comestibles, notamment : Carissa edulis (Forssk.) Vahl (Apocynaceae); représenté à Madagascar par de nombreuses variétés et formes (Apocynaceae). 43 Voir aussi taolanomby. [1.196] |
| Voambolana | 44 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 46 atolaña, 47 Laotana, taolana, 48 taonala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|