|
|
|
|

Teny iditra1  taonjaton'ny fahazavana
Singan-teny  2 taona, 3 zato, 4 fahazavana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 taonjato faha 18 izay nahitana fiovana teo amin'ny fomba fijery, teo amin'ny sehatry ny literatiora sy ny filôzôfia vokatr'ireo fahitana ara-tsiansa vaovao [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 siècle des lumières [1.13]
Voambolana  8  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11