|
|
|
|

Teny iditra1  taovany
Fototeny  2 taova
Sokajin-teny  3  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  4 Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1]
Voambolana  5  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  6 anavoty, 7 atavony, 8 itavano, 9 ivotàna, taovany, 10 tivoana, 11 toavina, 12 vatoina, 13 voantay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12