|
|
|
|

Teny iditra1  tapa-kazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés. [1.196]
Ohatra  4  Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika? [2.528]
5  Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445]
6  Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12