|
|
|
|

Entry1  tapahina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tapaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady
ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko
Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao
Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano
Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao
Explanations in English  9  [1.7] to be broken off, to be cut; to be decided to be settled
Explanations in French  10  [1.8] qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide
Examples  11  [2.470] Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana.
Proverbs  12  Proverbs containing the word tapahina

Updated on 2025/07/29